-
Genesisy 37:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Vao teny lavidavitra izy dia tazan’ny rahalahiny. Mbola tsy tonga teny akaikiny akory izy, dia nanao tetika izy ireo hoe hamono azy ho faty.
-
-
Genesisy 42:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Ary nifampiresaka izy ireo hoe: “Tena voasazy isika noho ny nataontsika tamin’ny rahalahintsika.+ Efa hitantsika mantsy ny fahoriany tamin’izy nitalaho mafy tamintsika mba hangoraka azy, nefa tsy mba niantra azy isika. Izany no mahatonga an’izao fahoriana izao hitranga amintsika.”
-