7 Ary niseho tamin’i Abrama i Jehovah, ka niteny hoe: “Ny taranakao+ no homeko an’ity tany ity.”+ Dia nanorina alitara teo i Abrama, ho an’i Jehovah, ilay niseho taminy.
8 Homeko anao sy ny taranakao handimby anao koa ilay tany ivahinianao,+ i Kanana manontolo, mba ho fanananareo mandrakizay. Dia ho Andriamanitr’izy ireo aho.”+