Lioka 17:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Nihinana ny olona, nisotro, nampaka-bady sy navoaka hampakarina, mandra-pahatongan’ilay andro nidiran’i Noa tao amin’ny sambofiara.+ Ary tonga ny Safodrano ka nandringana azy rehetra.+ Hebreo 11:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
27 Nihinana ny olona, nisotro, nampaka-bady sy navoaka hampakarina, mandra-pahatongan’ilay andro nidiran’i Noa tao amin’ny sambofiara.+ Ary tonga ny Safodrano ka nandringana azy rehetra.+