Genesisy 6:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Asio varavarankely hidiran’ny hazavana* ilay sambofiara, eo amin’ny iray hakiho eo ambanin’ny tampony, dia ataovy eo amin’ny ilany iray ny fidirana.+ Asio rihana ilay sambofiara, izany hoe misy farany ambany sy rihana voalohany ary rihana faharoa.
16 Asio varavarankely hidiran’ny hazavana* ilay sambofiara, eo amin’ny iray hakiho eo ambanin’ny tampony, dia ataovy eo amin’ny ilany iray ny fidirana.+ Asio rihana ilay sambofiara, izany hoe misy farany ambany sy rihana voalohany ary rihana faharoa.