-
Genesisy 10:32Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
32 Ireo no fianakavian’ny zanakalahin’i Noa, araka ny taranany sy ny fireneny. Avy tamin’ireo ny firenena teto ambonin’ny tany no niparitaka, taorian’ny Safodrano.+
-