FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 9:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Fa ianareo indray, miteraha maro dia mihabetsaha, ary aoka ho maro be eny ambonin’ny tany ianareo sady ho lasa be dia be.”+

  • Genesisy 9:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Izy telo ireo no zanakalahin’i Noa, ary ireo no niavian’ny mponina rehetra niparitaka eran-tany.+

  • Asan’ny Apostoly 17:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Ary avy tamin’ny olona anankiray+ no nanaovany ny firenena rehetra mba honina manerana ny tany.+ Ary nisy fotoana efa voatondrony sady nisy faritra efa nofaritany hipetrahan’ny olona,+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara