-
Marka 7:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Ary niala teo izy dia nankany amin’ny faritr’i Tyro sy Sidona.+ Niditra tao amin’ny trano iray izy rehefa tonga tany, nefa tsy tiany hisy hahafantatra an’izany. Nisy nahamarika ihany anefa izy.
-