-
Mpitsara 3:1-3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Navelan’i Jehovah teo amin’ilay tany ny firenena sasany mba hitsapana ny Israely, izany hoe izay rehetra mbola tsy nahita ny ady natao tany Kanana,+ 2 —amin’izay mahita an’izany atao hoe ady izany ny taranaky ny Israelita mbola tsy nahita an’izany.— 3 Ireto avy ireo firenena ireo: Ny mpitondra dimy teo amin’ny Filistinina,+ ny Kananita rehetra, ny Sidonianina,+ ary ny Hivita+ nipetraka tany amin’ny Tendrombohitra Libàna,+ nanomboka tany amin’ny Tendrombohitra Bala-hermona ka hatrany Lebo-hamata.*+
-