-
Kolosianina 1:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Izy mantsy no nampiasain’Andriamanitra rehefa noforonina ny zavatra hafa rehetra any an-danitra sy etỳ an-tany, izany hoe ny zavatra hita sy ny tsy hita,+ na fiandrianana izany, na fitondrana, na fanjakana, na fahefana. Izy no nampiasaina mba hamoronana ny zavatra hafa rehetra,+ ary noforonina mba ho azy izany.
-