-
Genesisy 26:1, 2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 Ary nisy mosary tao amin’ilay tany, ankoatra an’ilay mosary voalohany tamin’ny andron’i Abrahama.+ Dia lasa nankany amin’i Abimeleka mpanjakan’ny Filistinina, tany Gerara, i Isaka. 2 Ary niseho taminy i Jehovah ka niteny hoe: “Aza midina any Ejipta, fa mipetraha any amin’izay tany hasehoko anao.
-