Genesisy 12:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary nisy mosary tao amin’ilay tany, ka nidina nankany Ejipta i Abrama mba hipetraka elaela* tany.+ Mafy be mantsy ny mosary tao amin’ilay tany nisy azy.+
10 Ary nisy mosary tao amin’ilay tany, ka nidina nankany Ejipta i Abrama mba hipetraka elaela* tany.+ Mafy be mantsy ny mosary tao amin’ilay tany nisy azy.+