FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 21:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Tsikaritr’i Saraha anefa fa naneso an’i Isaka+ foana ny zanakalahin’i Hagara+ Ejipsianina, ilay naterany tamin’i Abrahama.

  • Galatianina 4:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Voasoratra ao, ohatra, hoe nanan-janaka roa lahy i Abrahama: Ny anankiray tamin’ny mpanompovavy,*+ fa ny anankiray tamin’ny vehivavy afaka.+

  • Galatianina 4:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Misy heviny an’ohatra izany, satria izy roa vavy dia fifanekena roa. Natao teo amin’ny Tendrombohitra Sinay ny anankiray,+ ary miteraka zanaka hatao andevo. I Hagara io fifanekena io.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara