Genesisy 15:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Galatianina 4:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Voasoratra ao, ohatra, hoe nanan-janaka roa lahy i Abrahama: Ny anankiray tamin’ny mpanompovavy,*+ fa ny anankiray tamin’ny vehivavy afaka.+ Galatianina 4:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Nanenjika an’ilay nateraky ny fanahy anefa ilay nateraka hoatran’ny zaza rehetra,* tamin’izany fotoana izany,+ ary hoatr’izany koa amin’izao.+
22 Voasoratra ao, ohatra, hoe nanan-janaka roa lahy i Abrahama: Ny anankiray tamin’ny mpanompovavy,*+ fa ny anankiray tamin’ny vehivavy afaka.+
29 Nanenjika an’ilay nateraky ny fanahy anefa ilay nateraka hoatran’ny zaza rehetra,* tamin’izany fotoana izany,+ ary hoatr’izany koa amin’izao.+