Genesisy 21:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Tsikaritr’i Saraha anefa fa naneso an’i Isaka+ foana ny zanakalahin’i Hagara+ Ejipsianina, ilay naterany tamin’i Abrahama.
9 Tsikaritr’i Saraha anefa fa naneso an’i Isaka+ foana ny zanakalahin’i Hagara+ Ejipsianina, ilay naterany tamin’i Abrahama.