Lioka 1:72, 73 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 72 Hamindra fo amin’ny razambentsika izy sady hahatsiaro ny fifanekena masina nataony,+ 73 dia ilay fianianana nataony tamin’i Abrahama razambentsika.+
72 Hamindra fo amin’ny razambentsika izy sady hahatsiaro ny fifanekena masina nataony,+ 73 dia ilay fianianana nataony tamin’i Abrahama razambentsika.+