-
Genesisy 18:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Ary niteny koa ny iray tamin’izy ireo hoe: “Hiverina atỳ aminao tokoa aho amin’ny herintaona hoatr’izao, ka hanan-janakalahy i Saraha vadinao.”+ I Saraha kosa tamin’izay nihaino teo amin’ny fidirana amin’ny tranolay, izay tao andamosin’ilay lehilahy.
-
-
Genesisy 18:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Angaha misy zava-mahagaga tsy vitan’i Jehovah?+ Hiverina atỳ aminao aho amin’ny herintaona hoatr’izao, ka hanan-janakalahy i Saraha.”
-
-
Genesisy 21:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Ary nahatsiaro an’i Saraha i Jehovah, araka izay efa nolazainy, ka notanterahin’i Jehovah taminy izay nampanantenainy.+
-