-
Genesisy 11:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Dia nidina i Jehovah mba hijery an’ilay tanàna sy ilay tilikambo naorin’ny zanak’olombelona.
-
-
Salamo 14:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 I Jehovah anefa mitazana ny zanak’olombelona avy any an-danitra,
Mba hahitana raha misy olona lalin-tsaina ka mitady an’i Jehovah.+
-