Nomery 16:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Dia niankohoka tamin’ny tany izy roa lahy ka niteny hoe: “Andriamanitra ô! Ianao no Andriamanitra manome aina ny olona* rehetra.+ Olona iray ve no nanota dia tezitra amin’ny vahoaka manontolo ianao?”+
22 Dia niankohoka tamin’ny tany izy roa lahy ka niteny hoe: “Andriamanitra ô! Ianao no Andriamanitra manome aina ny olona* rehetra.+ Olona iray ve no nanota dia tezitra amin’ny vahoaka manontolo ianao?”+