FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 12:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Eo an-tanany ny ain’ny zavamananaina rehetra,

      Sy ny fofonain’ny olombelona* rehetra.+

  • Mpitoriteny 3:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Fa manam-piafarana ny olombelona ary manam-piafarana koa ny biby. Mitovy ihany ny hiafaran’izy ireo.+ Fa toy ny ahafatesan’ny biby ihany no ahafatesan’ny olona, ary iray ihany ny hery mamelona azy ireo.*+ Tsy misy maha ambony ny olona amin’ny biby àry, fa tsisy dikany ny zava-drehetra.

  • Mpitoriteny 12:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Dia hiverina amin’ny tany toy ny teo aloha ny vovoka,+ fa ny hery mamelona kosa hiverina amin’ilay tena Andriamanitra izay nanome azy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara