FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 2:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary namorona olona* avy tamin’ny vovoky+ ny tany i Jehovah Andriamanitra, dia nitsoka fofonaina+ nankao amin’ny vavorony, ka lasa zavamananaina*+ ilay olona.

  • Joba 27:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Raha mbola manam-pofonaina koa aho,

      Ka mbola misy aina avy amin’Andriamanitra eo am-bavoroko,+

  • Joba 34:14, 15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Raha mifantoka* amin’olona izy,

      Ary angoniny ho any aminy ny ain’izy ireo sy ny fofonainy,+

      15 Dia hiara-ripaka ny olona* rehetra,

      Ary hiverina ho vovoka ny olombelona.+

  • Salamo 104:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Rehefa mihodina tsy hijery azy* kosa ianao, dia very hevitra izy ireo.

      Ary raha esorinao ny hery mamelona azy, dia maty izy ireo ka miverina ho vovoka.+

  • Isaia 42:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Izao no tenin’i Jehovah, ilay tena Andriamanitra,

      Dia ilay Mpamorona ny lanitra, Ilay Be Voninahitra izay namelatra ny lanitra,+

      Ilay nanao* ny tany sy ny vokatra eo aminy,+

      Ilay manome fofonaina ho an’ny mponina eny ambonin’ny tany,+

      Sy manome aina ho an’izay mandeha eny ambonin’ny tany:+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara