Genesisy 3:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Joba 34:14, 15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Raha mifantoka* amin’olona izy,Ary angoniny ho any aminy ny ain’izy ireo sy ny fofonainy,+15 Dia hiara-ripaka ny olona* rehetra,Ary hiverina ho vovoka ny olombelona.+ Salamo 146:3, 4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Mpitoriteny 3:19, 20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Mpitoriteny 12:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia hiverina amin’ny tany toy ny teo aloha ny vovoka,+ fa ny hery mamelona kosa hiverina amin’ilay tena Andriamanitra izay nanome azy.+
14 Raha mifantoka* amin’olona izy,Ary angoniny ho any aminy ny ain’izy ireo sy ny fofonainy,+15 Dia hiara-ripaka ny olona* rehetra,Ary hiverina ho vovoka ny olombelona.+
7 Dia hiverina amin’ny tany toy ny teo aloha ny vovoka,+ fa ny hery mamelona kosa hiverina amin’ilay tena Andriamanitra izay nanome azy.+