-
Salamo 104:30Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
30 Raha irahinao ny fanahinao dia voaforona izy ireo,+
Ary havaozinao ny tany.
-
-
Ezekiela 18:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Fa ahy ny aina rehetra. Ahy ny ain’ny ray, dia hoatr’izany koa ny ain’ny zanaka. Izay olona manota no ho faty.
-