-
Mpitsara 19:23, 24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Dia nivoaka ilay tompon-trano, ka niteny hoe: “Aza manao an’izany, ry rahalahiko! Aza manao an’izany zava-dratsy izany. Mba mivahiny ato amiko ange io lehilahy io e! Aza manao an’izany zavatra mamoafady izany. 24 Ao ny zanako vavy virjiny sy ny vadikelin’ilay lehilahy! Aleo ry zareo no havoakako, dia azonareo alaina baraka ry zareo, raha izay no efa masaka ao an-tsainareo.*+ Fa aza manao zavatra mamoafady amin’io lehilahy io.”
-