FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 15:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Dia hoy i Abrama: “Ry Jehovah Tompo Fara Tampony ô, inona no homenao ahy? Izaho ity mbola tsy manan-janaka ihany, ka i Eliezera+ avy any Damaskosy no handova ny fananako.”

  • Genesisy 15:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Hoy anefa i Jehovah taminy: “Tsy handova na handimby anao izany lehilahy izany, fa ny zanakao lahy* mihitsy no handova sy handimby anao.”+

  • Galatianina 4:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Inona anefa no lazain’ny Soratra Masina? “Roahy any ilay mpanompovavy sy ny zanany! Fa tsy hiray lova amin’ny zanak’ilay vehivavy afaka mihitsy ny zanak’ilay mpanompovavy.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara