FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 26:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Dia naka tany ny Filistinina ka nototofany ny lavadrano rehetra efa nolavahan’ny mpanompon’i Abrahama rain’i Isaka fony fahavelony.+

  • Genesisy 26:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Nifamaly tamin’ny mpiandry ondrin’i Isaka anefa ny mpiandry ondry tao Gerara, ka nilaza hoe: “Anay io rano io!” Dia nataon’i Isaka hoe Eseka* ny anaran’ilay lavadrano, satria nifamaly taminy izy ireo.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara