2 Tantara 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia nanomboka nanorina trano ho an’i Jehovah+ tany Jerosalema i Solomona, teo amin’ny Tendrombohitra Moria.+ Teo i Jehovah no niseho tamin’i Davida rainy,+ dia teo amin’ny famoloan’i Ornana+ Jebosita, izany hoe ilay toerana efa nomanin’i Davida.
3 Dia nanomboka nanorina trano ho an’i Jehovah+ tany Jerosalema i Solomona, teo amin’ny Tendrombohitra Moria.+ Teo i Jehovah no niseho tamin’i Davida rainy,+ dia teo amin’ny famoloan’i Ornana+ Jebosita, izany hoe ilay toerana efa nomanin’i Davida.