Genesisy 17:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Genesisy 17:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Homeko anao sy ny taranakao handimby anao koa ilay tany ivahinianao,+ i Kanana manontolo, mba ho fanananareo mandrakizay. Dia ho Andriamanitr’izy ireo aho.”+ Hebreo 11:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Hebreo 11:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nanam-pinoana mandra-pahafatiny izy rehetra ireny, na dia tsy hitany aza ny fahatanterahan’ny fampanantenana.+ Tazan’izy ireo lavitra+ kosa izany ka nandrasany mafy, ary nilaza tamin’ny olona izy ireo hoe vahiny sy mpivahiny teo amin’ilay tany.
8 Homeko anao sy ny taranakao handimby anao koa ilay tany ivahinianao,+ i Kanana manontolo, mba ho fanananareo mandrakizay. Dia ho Andriamanitr’izy ireo aho.”+
13 Nanam-pinoana mandra-pahafatiny izy rehetra ireny, na dia tsy hitany aza ny fahatanterahan’ny fampanantenana.+ Tazan’izy ireo lavitra+ kosa izany ka nandrasany mafy, ary nilaza tamin’ny olona izy ireo hoe vahiny sy mpivahiny teo amin’ilay tany.