-
Genesisy 22:20-23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Taorian’izany, dia nisy nilaza tamin’i Abrahama hoe: “I Milka koa efa nitera-dahy tamin’i Nahora rahalahinao,+ 21 dia i Oza lahimatoa, Boza rahalahiny, Kemoela rain’i Arama, 22 Kaseda, Hazo, Pildasy, Jidlafa, ary Betoela.”+ 23 I Betoela niteraka an’i Rebeka.+ Naterak’i Milka tamin’i Nahora, rahalahin’i Abrahama, izy valo ireo.
-