FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mika 7:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Tsy hivadika amin’i Jakoba ianao,

      Sady ho tia foana an’i Abrahama,

      Araka izay efa nianiananao tamin’ny razambenay taloha ela be.+

  • Lioka 1:72, 73
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 72 Hamindra fo amin’ny razambentsika izy sady hahatsiaro ny fifanekena masina nataony,+ 73 dia ilay fianianana nataony tamin’i Abrahama razambentsika.+

  • Hebreo 6:13, 14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Fa nianiana tamin’ny tenany Andriamanitra tamin’izy nilaza ny fampanantenany tamin’i Abrahama. Tsy misy lehibe noho ny tenany azony nianianana mantsy,+ 14 ka hoy izy: “Tena hotahiko ianao ka tena hataoko lasa be dia be.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara