Salamo 120:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Idiran-doza aho fa vahiny mipetraka ao Meseka!+ Monina eo amin’ireo tranolain’i Kedara+ aho. Jeremia 49:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Izao no lazain’i Jehovah momba an’i Kedara+ sy ireo fanjakana ao Hazora izay notafihin’i Nebokadnezara* mpanjakan’i Babylona: “Mitsangàna ka miakara any Kedara,Ary aringano ireo zanaky ny Atsinanana. Ezekiela 27:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Nampiasa ny Arabo sy ny mpiadidy rehetra tao Kedara+ ianao. Mpivarotra zanak’ondry sy ondrilahy ary osy+ izy ireny.
28 Izao no lazain’i Jehovah momba an’i Kedara+ sy ireo fanjakana ao Hazora izay notafihin’i Nebokadnezara* mpanjakan’i Babylona: “Mitsangàna ka miakara any Kedara,Ary aringano ireo zanaky ny Atsinanana.
21 Nampiasa ny Arabo sy ny mpiadidy rehetra tao Kedara+ ianao. Mpivarotra zanak’ondry sy ondrilahy ary osy+ izy ireny.