FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 25:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ireto avy ny anaran’ny zanakalahin’i Ismaela, araka ny anarany avy sy araka ny fianakaviana nipoirany: I Nebaiota+ no lahimatoan’i Ismaela, ary nanarakaraka azy i Kedara,+ Adbela, Mibsama,+

  • Isaia 42:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Aoka hanandra-peo ny tany efitra sy ny tanànany+

      Ary ny tanàna kely ipetrahan’i Kedara.+

      Aoka hihoby sy ho falifaly ny mponina eny amin’ny harambato,

      Sady hiantsoantso avy eny an-tampon-tendrombohitra.

  • Isaia 60:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Hangonina ho eo aminao daholo ny andian’ondrin’i Kedara.+

      Hanompo anao ny ondrilahin’i Nebaiota.+

      Dia hankeo ambony alitarako ireny ka hankasitrahako.+

      Ary hataoko tsara tarehy ilay tranoko be voninahitra.*+

  • Ezekiela 27:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Nampiasa ny Arabo sy ny mpiadidy rehetra tao Kedara+ ianao. Mpivarotra zanak’ondry sy ondrilahy ary osy+ izy ireny.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara