Genesisy 25:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ireto avy ny anaran’ny zanakalahin’i Ismaela, araka ny anarany avy sy araka ny fianakaviana nipoirany: I Nebaiota+ no lahimatoan’i Ismaela, ary nanarakaraka azy i Kedara,+ Adbela, Mibsama,+ Isaia 60:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hangonina ho eo aminao daholo ny andian’ondrin’i Kedara.+ Hanompo anao ny ondrilahin’i Nebaiota.+ Dia hankeo ambony alitarako ireny ka hankasitrahako.+Ary hataoko tsara tarehy ilay tranoko be voninahitra.*+
13 Ireto avy ny anaran’ny zanakalahin’i Ismaela, araka ny anarany avy sy araka ny fianakaviana nipoirany: I Nebaiota+ no lahimatoan’i Ismaela, ary nanarakaraka azy i Kedara,+ Adbela, Mibsama,+
7 Hangonina ho eo aminao daholo ny andian’ondrin’i Kedara.+ Hanompo anao ny ondrilahin’i Nebaiota.+ Dia hankeo ambony alitarako ireny ka hankasitrahako.+Ary hataoko tsara tarehy ilay tranoko be voninahitra.*+