Genesisy 22:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary hoy Andriamanitra: “Ento, azafady, i Isaka+ zanakao, ilay lahitokanao tena tianao,+ ka mankanesa any amin’ny tany Moria.+ Dia atolory ho fanatitra dorana izy rehefa any, eo amin’ny tendrombohitra iray holazaiko anao.” Matio 1:1, 2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Ny boky mirakitra ny tantaran’i* Jesosy Kristy,* zanak’i Davida,+ zanak’i Abrahama:+ 2 I Abrahama niteraka an’i Isaka;+Isaka niteraka an’i Jakoba;+Jakoba niteraka an’i Joda+ sy ny rahalahiny;
2 Ary hoy Andriamanitra: “Ento, azafady, i Isaka+ zanakao, ilay lahitokanao tena tianao,+ ka mankanesa any amin’ny tany Moria.+ Dia atolory ho fanatitra dorana izy rehefa any, eo amin’ny tendrombohitra iray holazaiko anao.”
1 Ny boky mirakitra ny tantaran’i* Jesosy Kristy,* zanak’i Davida,+ zanak’i Abrahama:+ 2 I Abrahama niteraka an’i Isaka;+Isaka niteraka an’i Jakoba;+Jakoba niteraka an’i Joda+ sy ny rahalahiny;