-
Genesisy 27:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Koa mba alaivo ny fitaovana fitondranao mihaza, dia ny tranon-jana-tsipìkanao sy ny tsipìkanao. Mandehana mihaza any an-tsaha dia ento atỳ amiko izay azonao.+
-
-
Genesisy 27:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Nihaino ny resak’i Isaka tamin’i Esao zanany anefa i Rebeka tamin’izay. Ary lasa nankany an-tsaha i Esao mba hitady haza ka hitondra an’izany mody.+
-