Genesisy 25:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Rehefa nihalehibe ireo zazalahy ireo, dia lasa mpihaza mahay i Esao,+ ka tia nandehandeha tany an-tsaha. I Jakoba indray lehilahy tsy nisy tsiny, sady nipetraka an-tranolay.+
27 Rehefa nihalehibe ireo zazalahy ireo, dia lasa mpihaza mahay i Esao,+ ka tia nandehandeha tany an-tsaha. I Jakoba indray lehilahy tsy nisy tsiny, sady nipetraka an-tranolay.+