-
Deoteronomia 21:16, 17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 dia tsy azony atao lahimatoa ny zanak’ilay tiany ho solon’ny zanak’ilay tsy tiany, izay tena lahimatoany, rehefa tonga ny andro izarany lova amin’ireo zanany lahy. 17 Tokony hekeny fa ny zanak’ilay tsy tiany no lahimatoa, ka tokony homeny anjaran’olon-droa amin’izay rehetra ananany. Izy io mantsy no naterany voalohany, ka an’io zanany io ny zon’ny lahimatoa.+
-