-
Genesisy 27:30, 31Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
30 Raha vao avy nitso-drano an’i Jakoba i Isaka rainy, ary vao niala kely teo aminy i Jakoba, dia iny fa tonga avy nihaza i Esao rahalahiny.+ 31 Nanao sakafo matsiro koa izy, dia nitondra an’ilay izy teo amin’ny rainy, sady niteny hoe: “Miarena Dada a! Mihinàna amin’ity haza nentiko ity, mba hahazoako tsodrano aminao.”
-