-
Genesisy 27:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Koa mba alaivo ny fitaovana fitondranao mihaza, dia ny tranon-jana-tsipìkanao sy ny tsipìkanao. Mandehana mihaza any an-tsaha dia ento atỳ amiko izay azonao.+
-