-
Genesisy 27:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Dia hoy ny reniny: “Aleo hihatra amiko izany ozona izany, anaka. Fa araho fotsiny ny teniko, dia mandehana ka itondray zanak’osy aho.”+
-
-
Genesisy 27:43Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
43 Koa araho ny teniko, anaka, ka mandehana mandositra any amin’i Labana anadahiko, any Harana.+
-