-
Genesisy 27:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Henoy tsara aho, anaka, dia ataovy izao asaiko ataonao izao:+
-
-
Genesisy 27:43Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
43 Koa araho ny teniko, anaka, ka mandehana mandositra any amin’i Labana anadahiko, any Harana.+
-