-
Genesisy 32:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Rehefa afaka elaela, dia niverina teo amin’i Jakoba ireo olona nirahiny ireo, ka niteny hoe: “Nihaona tamin’i Esao rahalahinao izahay. Efa tamy any izy izao hitsena anao, miaraka amin’ny 400 lahy.”+
-
-
Nomery 20:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Hoy anefa i Edoma taminy: “Tsy mahazo mandalo ato amin’ny taninay ianareo, sao dia hotsenaiko amin’ny sabatra eo!”
-