Genesisy 35:28, 29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Ary velona 180 taona i Isaka.+ 29 Dia niala aina i Isaka ka maty. Ary nangonina any amin’ny razambeny* izy, rehefa ela velona sy afa-po tamin’ny fiainana.* Dia nandevina azy+ i Esao sy Jakoba zanany.
28 Ary velona 180 taona i Isaka.+ 29 Dia niala aina i Isaka ka maty. Ary nangonina any amin’ny razambeny* izy, rehefa ela velona sy afa-po tamin’ny fiainana.* Dia nandevina azy+ i Esao sy Jakoba zanany.