FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 12:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary niseho tamin’i Abrama i Jehovah, ka niteny hoe: “Ny taranakao+ no homeko an’ity tany ity.”+ Dia nanorina alitara teo i Abrama, ho an’i Jehovah, ilay niseho taminy.

  • Genesisy 28:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Hitahy anao sy ny taranakao koa izy, hoatran’ny nitahiany an’i Abrahama.+ Amin’izay ho lasanao ity tany ivahinianao ity, izay efa nomen’Andriamanitra an’i Abrahama.”+

  • Salamo 105:9-11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Dia ilay fifanekena nataony tamin’i Abrahama,+

      Sy ilay fianianana nataony tamin’i Isaka.+

      10 Nataony fitsipika ho an’i Jakoba io fianianana io,

      Sady fifanekena maharitra ela be ho an’i Israely.

      11 Fa hoy izy: “Homeko anao ny tany Kanana,+

      Ho anjara lovanareo.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara