Genesisy 35:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Taorian’izany, dia hoy Andriamanitra tamin’i Jakoba: “Mandehana miakatra any Betela,+ dia any mipetraka. Ary manaova alitara any, ho an’ilay Andriamanitra niseho taminao, tamin’ianao nandositra an’i Esao rahalahinao.”+
35 Taorian’izany, dia hoy Andriamanitra tamin’i Jakoba: “Mandehana miakatra any Betela,+ dia any mipetraka. Ary manaova alitara any, ho an’ilay Andriamanitra niseho taminao, tamin’ianao nandositra an’i Esao rahalahinao.”+