-
Genesisy 45:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Ary hoy i Josefa: “Avia eto akaikiko e!” Dia nankeo aminy izy ireo.
Hoy izy avy eo: “Izaho ange ilay Josefa rahalahinareo e, ilay namidinareo ho atỳ Ejipta!+
-
-
Deoteronomia 33:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Hoy izy momba an’i Josefa:+
“Enga anie hotahin’i Jehovah ny taniny,+
Ka hahazo ny zavatra tena tsara avy any an-danitra,
Dia ando sy rano avy any amin’ny loharano any ambany any,+
-