FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 29:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Rehefa maraina ny andro, dia hitan’i Jakoba fa hay i Lea no tao! Dia hoy izy tamin’i Labana: “Fa inona ity nataonao? Mba hahazoako an’i Rahely ange no antony nanompoako anao e! Koa maninona aho no nofitahinao?”+

  • Genesisy 31:39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 Tsy nentiko tany aminao izay biby fiompinao noviravirain’ny bibidia,+ fa nosoloako. Nasainao nanonitra an’izay nangalarin’olona tamin’ny antoandro na tamin’ny alina koa aho.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara