Genesisy 35:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Farany, dia tonga tany amin’i Isaka rainy tany Mamre i Jakoba,+ tao Kiriata-arba, izany hoe Hebrona. Tao i Abrahama sy Isaka no nivahiny.+
27 Farany, dia tonga tany amin’i Isaka rainy tany Mamre i Jakoba,+ tao Kiriata-arba, izany hoe Hebrona. Tao i Abrahama sy Isaka no nivahiny.+