Genesisy 31:17, 18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Dia niainga i Jakoba ka nampitaingeniny rameva ny vady aman-janany.+ 18 Ary nentiny ny biby fiompiny rehetra sy ny fananana rehetra voangony.+ Nentiny ny biby fiompy voangony tao Padana-arama, ka lasa nankany amin’i Isaka rainy tany Kanana izy.+
17 Dia niainga i Jakoba ka nampitaingeniny rameva ny vady aman-janany.+ 18 Ary nentiny ny biby fiompiny rehetra sy ny fananana rehetra voangony.+ Nentiny ny biby fiompy voangony tao Padana-arama, ka lasa nankany amin’i Isaka rainy tany Kanana izy.+