Genesisy 31:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary niteny tamin’i Labana Aramianina+ tao amin’ny nofy Andriamanitra ny alin’iny,+ hoe: “Tandremo tsara izay hoteneninao amin’i Jakoba, na tsara na ratsy.”+
24 Ary niteny tamin’i Labana Aramianina+ tao amin’ny nofy Andriamanitra ny alin’iny,+ hoe: “Tandremo tsara izay hoteneninao amin’i Jakoba, na tsara na ratsy.”+