Genesisy 27:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Taorian’izay, dia nitana lolompo tamin’i Jakoba i Esao noho ilay tsodrano nomen’ny rainy azy.+ Hoy foana izy anakampo: “Efa kely sisa izao dia ho tonga ny andro hisaonana an’i Dada.+ Dia hovonoiko i Jakoba rahalahiko aorian’izay.” Genesisy 32:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
41 Taorian’izay, dia nitana lolompo tamin’i Jakoba i Esao noho ilay tsodrano nomen’ny rainy azy.+ Hoy foana izy anakampo: “Efa kely sisa izao dia ho tonga ny andro hisaonana an’i Dada.+ Dia hovonoiko i Jakoba rahalahiko aorian’izay.”